Quantcast
Channel: Antananarivo - Petites annonces
Viewing all articles
Browse latest Browse all 4228

Antananarivo : Batterie koreabat premium

$
0
0
BATTERIE KOREABAT PREMIUM Zavatra roa no ilaina hananan'ny vatoaratra: 1- TANJAKA 2- FAHARETANA Mahafeno izany fepetra izany ny vatoaratra " KOREABAT PREMIUM". Vatoaratra vita koreanina 100%. Tsy mila fikojakojana. Mahasahina izay takian'ny fiaranao. N'inon'inona toetr'andro. Na ririnina na fahavaratra... Ny vatoaratra " KOREABAT PREMIUM" dia azonao jifaina aty amin'ny: K-AUTO Ankadifotsy.Misy 90 AH sy 100 AH

Viewing all articles
Browse latest Browse all 4228

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>